Jeremia 6:22 - DIEM PROTESTANTA22 Izao no lazain’ny TOMPO: Indro misy vahoaka tonga avy any amin’ny tany avaratra, dia firenen-dehibe iray miainga avy any am-paran’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, misy firenena avy any amin’ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Izao no lazain’ny TOMPO: Indro misy vahoaka tonga avy any amin’ny tany avaratra, dia firenen-dehibe iray miainga avy any am-paran’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Izao no lazain’i Iaveh: «Indro misy firenena tamy avy any amin’ny tany avaratra; misy firenena lehibe miainga avy any am-paran’ny tany.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 Izao no lazain’i Jehovah: Indro, misy firenena avy any amin’ny tany avaratra, Dia firenena lehibe mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany; Jereo ny tokoMalagasy Bible22 Izao no lazain'i Jehovah: Indro, misy firenena avy any amin'ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin'ny faran'ny tany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 Izao no lazain’NY TOMPO: Indro, misy firenena avy any amin’ny tany avaratra, dia firenena lehibe mitsangana avy any amin’ny faran’ny tany. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.