Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 6:18 - DIEM PROTESTANTA

18 Koa henoy àry izao, ry firenen-kafa, fantaro tsara izay hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

18 Koa henoinareo, ry Jentilisa, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

18 Koa henoy àry izao, ry firenen-kafa, fantaro tsara izay hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

18 Koa mihainoa ianareo, ry firenena; aoka ho fantatrareo ny hanjò azy, ry fivorian’ny firenena;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

18 Koa henoinareo, ry jentilisa, Ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

18 Koa henoinareo, ry jentilisa, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

18 Koa henoinareo, ry Jentilisa*, ary aoka ho fantatrareo, ry fiangonana, ny hanjo azy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 6:18
9 Rohy Ifampitohizana  

Koa hoy ilay sakaizako hoe: «Ankehitriny, ry mponin’i Jerosalema sy ianareo olona eto Joda, mba tsaraonareo Aho sy ny voaloboko.


Mihainoa ny tenin’ny TOMPO, ianareo firenen-kafa, ambarao any amin’ireo nosy lavitra any izany ka lazao hoe: «Nampiely an’i Israely ny Tompo; fa izao manangona azy Izy ary miambina azy tahaka ny ataon’ny mpiandry amin’ny andian’ondriny.»


Dia hiteny ireny hoe: «Andray, ry Tompo ANDRIANANAHARY ô, namitaka ity vahoaka ity sy namitaka an’i Jerosalema Ianao tamin’ny fampanantenana hoe fa hisy fiadanana ho antsika kanjo mihatra aman’aina ity ny sabatra!»


Lazaonareo amin’ny mponina rehetra, ampandrenesonareo i Jerosalema fa manakaiky azy ny mpanao fahirano, tonga avy any an-tany lavitra any ka mihorakoraka hamely ireo tanànan’i Joda.


Nametrahako mpitily teo aminy, hampaneno ny anjomara fanairana. Kanefa hoy izy hoe: «Tsy ahoanay izany!»


Mihainoa, ry mponina rehetra eran-tany: Indro hahatonga loza ho an’io firenena io Aho, dia loza vokatry ny hevi-dratsiny ihany, satria tsy niraharaha ny teniko izy sady naniratsira ny fampianarako.


Ry vahoakako, mba tsarovy izay nokasain’i Balàka mpanjakan’i Môaba hatao sy ny navalin’i Bilehama zanakalahin’i Behôra azy, ary izay niseho hatreo Sitima ka hatrany Gilgala, mba hahafantaranareo asa nanasoavako anareo.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra