Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 52:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, araka izay rehetra fanaon’i Joiakima.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, nianatra izay rehetra nataon’i Jôakima.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon’i Joiakima.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon'i Joiakima.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 52:2
8 Rohy Ifampitohizana  

Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny mponin’i Joda ka ny fahotana vitany nampahasaro-piaro Azy mihoatra noho ny fahotana vitan’ny razany.


Ny iray amin’ireo lalana ireo dia hitondra ny tafika babilônianina ho any Rabà, tanànan’ny Hamônita; fa ny iray kosa ho any Jerosalema, tanànamimanda any Joda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra