Jeremia 52:2 - Baiboly Katolika2 Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, nianatra izay rehetra nataon’i Jôakima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, araka izay rehetra fanaon’i Joiakima. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA2 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Ary nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy tahaka izay rehetra nataon’i Jôiakima. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Ary nanao izay ratsy eo imason’i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon’i Joiakima. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, araka izay rehetra nataon'i Joiakima. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Ary nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, araka izay rehetra fanaon’i Joiakima. Jereo ny toko |