Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 48:6 - DIEM PROTESTANTA

6 «Mandosira, vonjeo ny ainareo; ary mijanòna any an-taniefitra toy ny borikidia ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

6 Mandosira, vonjeo ny ainareo ary aoka ho tahaka ny anjavidy any an-tany efitra ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

6 «Mandosira, vonjeo ny ainareo; ary mijanòna any an-taniefitra toy ny borikidia ianareo.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

6 «Mandosira, vonjeo ny ainareo! Ho tahaka ny anjavidy an-tany foana anie izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

6 Mandosira, vonjeo ny ainareo, Ary aoka ho tahaka ny olona mahantra any an-efitra hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

6 Mandosira, vonjeo ny ainareo. Ary aoka ho tahaka ny olona mahantra any an-efitra ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

6 Mandosira, vonjeo ny ainareo ary aoka ho tahaka ny anjavidy any an-tany efitra ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 48:6
10 Rohy Ifampitohizana  

Ary nony efa tafavoakany tany ivelan’ny tanàna izy mianakavy, dia hoy ny anjely anankiray tamin’i Lôta: –Avoty ny ainao ka aza miherika any aoriana ary aza mijanonjanona na aiza na aiza ato amin’ny faritany; mandosira eny an-tendrombohitra, fandrao levona ianao.


Tao amin’ny tahirin-kiran’ny filohan’antoko-mpihira. Salamo nataon’i Davida. –Ny TOMPO no fialofako. Ahoana àry no ilazanareo amiko hoe: «Mandosira any an-tendrombohitra toy ny fanaon’ny voronkely ianao?»


Ho tahaka ny anjavidy ao an-tany hay izy ka tsy hahita ny soa ho avy; hitoetra an-tsaham-bato any an-taniefitra izy dia eo amin’ny tanin-tsira tsy azo onenana.


Mandosira hiala an’i Babilôna ka samia manavo-tena ianareo, fandrao hiara-devona aminy noho ny sazim-pahotàny; fa fotoana famalian’ny TOMPO azy izao ka valiany araka ny sahaza azy izy.


Toy izao àry no tenin’i Jôhany tamin’ny vahoaka nidodododo hataony batisa: –Ry tarana-menarana, iza no nanoro hevitra anareo mba tsy ho tratry ny fahatezeran’Andriamanitra izay efa antomotra?


ireo zavatra anankiroa ireo dia tsy azo ovàna sady tsy hain’Andriamanitra andaingana. Noho izany, isika izay mitady fiarovana ao amin’Andriamanitra dia mahazo fampirisihana mafy hitana tsara ny fanantenana natolotra antsika.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra