Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 40:2 - DIEM PROTESTANTA

2 Teo izy no nalain’ny lehiben’ny mpiambina ka nilazany hoe: «Ny TOMPO Andriamanitrao no nanambara mialoha izao loza manjo ity tanàna ity izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

2 Ary naka an’i Jeremia ny lehiben’ny mpiambina ka niteny taminy hoe: NY TOMPO Andriamanitrao no nanambara izao loza izay nanjo ity tanàna ity izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

2 Teo izy no nalain’ny lehiben’ny mpiambina ka nilazany hoe: «Ny TOMPO Andriamanitrao no nanambara mialoha izao loza manjo ity tanàna ity izao.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

2 Nentin’ny lehiben’ny mpiambina i Jeremia, ka nilazany hoe: «I Iaveh Andriamanitra efa nanambara izao loza izao amin’ity tanàna ity, ka nahatonga azy izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

2 Ary ny lehiben’ny mpiambina dia naka an’i Jeremia ka nanao taminy hoe: Jehovah Andriamanitrao nanambara izao loza izao, izay nanjo ity tanàna ity.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

2 An'ny lehiben'ny mpiambina dia naka an'i Jeremia ka nanao taminy hoe: Jehovah Andriamanitrao nanambara izao loza izao, izay nanjo ity tanàna ity.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

2 Ary naka an’i Jeremia ny lehiben’ny mpiambina ka niteny taminy hoe: NY TOMPO Andriamanitrao no nanambara izao loza izay nanjo ity tanàna ity izao.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 40:2
12 Rohy Ifampitohizana  

Ny TOMPOn’izao rehetra izao no namboly azy; fa ankehitriny Izy dia manambara ny loza hamelezana azy noho ny ratsy nataon’ny olon’i Israely sy ny olon’i Joda taminy. Nanao izay nampahasosotra Azy manko ireny tamin’ny nandoroany fanatitra ho an’i Bahala.


Izay fahavalo rehetra nahita azy dia nandripaka azy avokoa sady nanao hoe: «Tsy misy mahadiso antsika izao, satria ireo no meloka eo anatrehan’ny TOMPO izay fonenam-pamonjena sy fanantenan-drazany.»


Kanefa dia nisy ampahan’ny vahoaka mahantra navelany mba hamboly ny tanimboaloboka sy ny saha.


«Fa raha tàhiny tsy henoinareo kosa Aho, ka tsy tanterahinareo ireo didy rehetra ireo,


Raha tsy ekenareo kosa ny TOMPO Andriamanitrareo ka tsy imasoanareo hotanterahina ny didy aman-dalànany rehetra izay ampitaiko aminareo anio, dia ho tonga sy hianjady aminareo ireto ozona rehetra ireto:


Dia hirehetan’ny fahatezerako amin’izany andro izany ity vahoaka ity ka hilaozako ary hanafenako ny tavako; hataon’ny olona levona izy sady hianjadian’ny loza amam-pahoriana maro. Amin’izany andro izany no hitenenan’ny Israelita hoe: «Noho Andriamanitra tsy eto aminay no mahatonga anay hianjadian’izao fahoriana izao!»


Hitan’ny TOMPO ka nampisafoaka Azy ny zanany izay naniratsira Azy;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra