Jeremia 4:29 - DIEM PROTESTANTA29 Noho ny fihorakorak’ireo mpitaingin-tsoavaly sy ireo mpitifitra amin’ny tsipîka, dia vaky nandositra ny tao an-tanàna rehetra: ka nitsofoka anaty kirihitr’ala na nianika ny harambato. Nilaozana avokoa ny tanàna rehetra, ka tsy nisy mponina intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201129 Noho ny fihorakoraky ny mpitaingin-tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka dia mandositra avokoa ny tanàna rehetra; mitsofoka any anatin’ny kirihitrala sy mananika ny vatolampy izy; lao avokoa ny tanàna rehetra ka tsy misy mponina intsony ao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara29 Noho ny fihorakorak’ireo mpitaingin-tsoavaly sy ireo mpitifitra amin’ny tsipîka, dia vaky nandositra ny tao an-tanàna rehetra: ka nitsofoka anaty kirihitr’ala na nianika ny harambato. Nilaozana avokoa ny tanàna rehetra, ka tsy nisy mponina intsony. Jereo ny tokoBaiboly Katolika29 Vao re ny feon’ny mpitaingin-tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka, dia vaky nandositra avokoa ny tanàna; mitsofoka any anaty ala, mananika ny vatolampy ny olona. Nilaozany avokoa ny tanàna, tsy misy mponina intsony. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy29 Noho ny fihorakoraky ny mpitaingin-tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka Dia efa mandositra avokoa ny tanàna rehetra; Mitsofoka any anatin’ny kirihitrala sy mananika ny vatolampy izy; Lao avokoa ny tanàna rehetra, Ka tsy misy mponina intsony ao. Jereo ny tokoMalagasy Bible29 Noho ny fihorakoraky ny mpitaingin-tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka dia efa mandositra avokoa ny tanàna rehetra; Mitsofoka any anatin'ny kirihitrala sy mananika ny vatolampy izy; Lao avokoa ny tanàna rehetra, ka tsy misy mponina intsony ao. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache29 Noho ny fihorakoraky ny mpitaingin-tsoavaly sy ny mpandefa tsipìka dia mandositra avokoa ny tanàna rehetra; mitsofoka any anatin’ny kirihitrala sy mananika ny vatolampy izy; lao avokoa ny tanàna rehetra ka tsy misy mponina intsony ao. Jereo ny toko |
dia nisy noloahan’ireo Babilônianina ny mandan’ny tanàna. Koa nony alina dia nitsoaka nandositra ny miaramila jodeanina rehetra. Na dia voahodidin’ny Babilônianina aza ny tanàna, dia niala tao Jerosalema ihany ireo, ka nandalo ny vavahady tanelanelan’ny manda roa sady takaikin’ny sahan’ny mpanjaka, ary nihazo ny lalana mankany amin’ny lohasahan’i Jôrdàna.
Hitako ny Tompo, nitsangana teo ambonin’ny alitara sady niteny hoe: «Asio ny lohan’ireo andry amin’ity tempoly ity dia hihozongozona ny fiorenany. Hotorotoroiko avokoa ireo lohandohany amin’izay rehetra eto ary izay sisa tavela dia haringako amin’ny ady; tsy hisy ho afa-mandositra ary tsy hisy ho afa-mitsoaka.