Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 39:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Ary i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina nifanaraka tamin’i Nebosazbàny izay lehilahy tena mahatoky ny mpanjaka sy i Nergala-Saretsera lehiben’ny etamazaoro sy ny manamboninahitra sisa rehetran’ny mpanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Ary i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, i Nebosazbana, i Raba-Sarisa, i Nergala-Sarezera, i Raba-Magy ary ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Ary i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina nifanaraka tamin’i Nebosazbàny izay lehilahy tena mahatoky ny mpanjaka sy i Nergala-Saretsera lehiben’ny etamazaoro sy ny manamboninahitra sisa rehetran’ny mpanjaka,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Ary i Nabozardàna lehiben’ny mpiambina, i Nabosezibàna lehiben’ny eonòka, sy i Nergaly-Seresera lehiben’ny majy, mbamin’izay rehetra mpanapaky ny mpanjakan’i Babilôna,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Ary Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babylona rehetra

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Ary Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, sy Nebosazbana, Raba-sarisa, sy Nergala-sarezera, Raba-magy, ary ny mpanapaky ny mpanjakan'i Babylona rehetra

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Ary i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, i Nebosazbana, i Raba-Sarisa, i Nergala-Sarezera, i Raba-Magy ary ny mpanapaky ny mpanjakan’i Babilona rehetra,

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 39:13
5 Rohy Ifampitohizana  

Ary i Jeremià dia nijanona teo an-kianjan’ny trano fiambenana mandra-pahatongan’ny andro izay nahazoana an’i Jerosalema. Izao no zava-niseho tamin’ny nahazoana an’i Jerosalema:


«Ndeha alaovy izy, ary tandremo tsara mba tsy hisy hanisy ratsy azy, fa ataovy izay angatahany aminao!»


ka nampaniraka haka an’i Jeremià tao an-kianjan’ny trano fiambenana, dia nanolotra azy teo an-tanan’i Gedalià, zanakalahin’i Ahikama sady zafikelin’i Safàna. Ary i Gadalià kosa dia hamela an’i Jeremià hody any aminy. Dia niaina teo anivon’ny vahoaka i Jeremià.


Nisesika niditra tao an-tanàna ireo rehetra manamboninahitry ny mpanjakan’i Babilôna ary naka toerana teo amin’ny vavahady afovoany, dia i Nergala-Saretsera lehiben’ny etamazaoro, i Samgara-Nebo, i Sarisekima lehiben’ireo tandapa, ary koa ireo manamboninahitra sisa rehetran’ny Babilôna.


Ary ny mponina sisa tao an-tanàna sy ireo olona nitolo-batana ary ny mpahay taozavatra sisa dia nalefan’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ho sesitany tany Babilôna.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra