Jeremia 39:11 - DIEM PROTESTANTA11 Ary i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna nanome baiko an’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ny amin’i Jeremià ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanome teny an’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia hoe: Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 Ary i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna nanome baiko an’i Nebozaradàna lehiben’ny mpiambina ny amin’i Jeremià ka nanao hoe: Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nisy didy nomen’i Nabokodonozora, mpanjakan’i Babilôna, an’i Nabozardàna, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia, nataony hoe: Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Ary Nebokadnezara, mpanjakan’i Babylona, nanome teny an’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia nanao hoe: Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Ary Nebokadnezara, mpanjakan'i Babylona, nanome teny an'i Nebozaradana, lehiben'ny mpiambina, ny amin'i Jeremia nanao hoe: Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Ary i Nebokadnezara, mpanjakan’i Babilona, dia nanome teny an’i Nebozaradana, lehiben’ny mpiambina, ny amin’i Jeremia hoe: Jereo ny toko |