Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 38:8 - DIEM PROTESTANTA

8 koa niainga avy tao an-dapa i Hebeda-Melèka, ary niteny tamin’ny mpanjaka hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka i Ebeda-Meleka ka niteny tamin’ny mpanjaka hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 koa niainga avy tao an-dapa i Hebeda-Melèka, ary niteny tamin’ny mpanjaka hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka i Abdemeleka, ka niteny tamin’ny mpanjaka nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 dia nivoaka avy tao an-tranon’ny mpanjaka izy ka nanao tamin’ny mpanjaka hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 dia nivoaka avy tao an-tranon'ny mpanjaka izy ka nanao tamin'ny mpanjaka hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 38:8
4 Rohy Ifampitohizana  

I Tsedekià no nampanidy an’i Jeremià tao satria nanome tsiny ity mpaminany izy tamin’ny nanambarany ny hafatry ny TOMPO hoe: «Hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna i Jerosalema ka ho lasany.


Ary ren’ilay Etiôpianina atao hoe Hebeda-Melèka izay lehilahy nahatoky tao an-dapan’ny mpanjaka fa natsipy tao an-dava-drano i Jeremià. Ny mpanjaka kosa tamin’izay dia nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamîna;


–Ry andriamanjaka ô, zava-dratsy avokoa izay rehetra nataon’ireo lehilahy ireo tamin’i Jeremià mpaminany fa natsipiny tao an-dava-drano izy ka ho faty mosary ao, satria tsy misy mofo intsony ato an-tanàna.


Tsy misy andriamanitra mitovy aminao, ry TOMPO mpanaisotra ny heloka. sy mpamela ny fahadisoana. Noho ireo sisa velona aminay vahoaka fanananao, dia tsy mitahiry fahatezerana mandrakizay Ianao fa tia maneho fitiavana aminay.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra