Jeremia 38:7 - DIEM PROTESTANTA7 Ary ren’ilay Etiôpianina atao hoe Hebeda-Melèka izay lehilahy nahatoky tao an-dapan’ny mpanjaka fa natsipy tao an-dava-drano i Jeremià. Ny mpanjaka kosa tamin’izay dia nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamîna; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20117 Ary i Ebeda-Meleka kosita, tandapa iray tao amin’ny tranon’ny mpanjaka, dia nandre ny nandatsahan’ireo an’i Jeremia tao amin’ny lava-drano. Tamin’iny ny mpanjaka dia nipetraka teo amin’ny vavahadin’ny Benjamina. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara7 Ary ren’ilay Etiôpianina atao hoe Hebeda-Melèka izay lehilahy nahatoky tao an-dapan’ny mpanjaka fa natsipy tao an-dava-drano i Jeremià. Ny mpanjaka kosa tamin’izay dia nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamîna; Jereo ny tokoBaiboly Katolika7 Ren’i Abdemeleka etiôpianina eonòka tao an-tranon’ny mpanjaka fa hoe tao an-davaka i Jeremia; nipetraka teo am-bavahadin’i Benjamina ny mpanjaka tamin’izay; Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy7 Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin’ny tranon’ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an’i Jeremia tao amin’ny lavaka (nipetraka teo amin’ny vavahadin’ny Benjamina ny mpanjaka androtriny),– Jereo ny tokoMalagasy Bible7 Ary Ebeda-meleka Etiopiana, tandapa anankiray tao amin'ny tranon'ny mpanjaka, raha nandre ny nandatsahany an'i Jeremia tao amin'ny lavaka (nipetraka teo amin'ny vavahadin'ny Benjamina ny mpanjaka androtr'iny), Jereo ny toko |
Hovana lemaka ny faritra manontolo manodidina an’i Jerosalema, manomboka any Gebà any avaratra ka hatrany Rimôna any atsimo. I Jerosalema dia hisandratra ambonin’ireo tany manodidina azy; ary ny tanàna dia hitatra manomboka eo amin’ny vavahadin’i Benjamîna ka hatramin’ny vavahadin-joro, dia eo amin’ny toeran’ny vavahady tranainy, ary koa manomboka eo amin’ny tilikambon’i Hananehela ka hatramin’ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka.