Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 34:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Koa tonga tamin’i Jeremià ny teny avy amin’ny TOMPO nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Koa tonga tamin’i Jeremià ny teny avy amin’ny TOMPO nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Koa tonga tamin’i Jeremia ny teny avy amin’i Iaveh nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Ary tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Ary tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 34:12
2 Rohy Ifampitohizana  

Kanjo niova hevitra izy ireo taorian’izany ka namerina ny lehilahy sy vehivavy nafahany ary nanandevo azy indray.


«Izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: Efa nanao fifanekena tamin’ny razanareo koa Aho fony namoaka azy tany Ejipta izay toerana nanandevozana azy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra