Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 30:4 - DIEM PROTESTANTA

4-5 Izao no hafatra nampitain’ny TOMPO tamin’i Jeremià ho an’i Israely ary koa ho an’i Joda; eny, izao no lazain’ny TOMPO: «Kiakiaka mahatsiravina no re, horohoro tsy misy mampitony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4-5 Izao no hafatra nampitain’ny TOMPO tamin’i Jeremià ho an’i Israely ary koa ho an’i Joda; eny, izao no lazain’ny TOMPO: «Kiakiaka mahatsiravina no re, horohoro tsy misy mampitony.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Izao no teny nolazain’i Iaveh, ny amin’i Israely sy i Jodà:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ary izao no teny izay nolazain’i Jehovah ny amin’ny Isiraely sy ny Joda,–

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ary izao no teny izay nolazain'i Jehovah ny amin'ny Isiraely sy ny Joda,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ary izao no teny izay nolazain’NY TOMPO ny amin’ny Israely sy ny Joda,

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 30:4
2 Rohy Ifampitohizana  

Fa teny hentitra avy amiko TOMPO izao: Ho avy ny andro izay hanovako ny anjaran’i Israely vahoakako ary koa ny an’i Joda. Haveriko ao amin’ny tany izay efa nomeko ny razany izy, hoy Aho, ka hizaka azy ho fananany indray.»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra