Jeremia 28:13 - DIEM PROTESTANTA13 –Ndeha lazao amin’i Hananià izao hafatry ny TOMPO izao: «Satria nopotehinao ilay zioga hazo teo, dia zioga vy no hasolonao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201113 Mandehana ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara13 –Ndeha lazao amin’i Hananià izao hafatry ny TOMPO izao: «Satria nopotehinao ilay zioga hazo teo, dia zioga vy no hasolonao azy.» Jereo ny tokoBaiboly Katolika13 «Mandehana ianao, milazà amin’i Hananiasa hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Jioga hazo no notapahinao, fa jioga vy kosa no nataonao hasolo azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy13 Mandehana, ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony. Jereo ny tokoMalagasy Bible13 Mandehana, ka lazao amin'i Hanania hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony. Jereo ny toko |