Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 28:12 - DIEM PROTESTANTA

12 Saingy taorian’ny nanapotehan’i Hananià mpaminany ny zioga izay nolanjain’i Jeremià teo an-tsorony, dia nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

12 Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

12 Saingy taorian’ny nanapotehan’i Hananià mpaminany ny zioga izay nolanjain’i Jeremià teo an-tsorony, dia nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

12 Nony efa notapahin’i Hananiasa mpaminany ny jioga teny am-bozon’i Jeremia, dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Iaveh, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

12 Dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’i Jehovah, nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

12 Dia tonga tamin'i Jeremia ny tenin'i Jehovah, nony efa notapahin'i Hanania mpaminany ho afaka tamin'ny vozon'i Jeremia mpaminany ny zioga, nanao hoe:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

12 Nony efa notapahin’i Hanania mpaminany ho afaka tamin’ny vozon’i Jeremia mpaminany ny zioga dia tonga tamin’i Jeremia ny tenin’NY TOMPO nilaza hoe:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 28:12
6 Rohy Ifampitohizana  

Fa raha mbola tsy tonga teo amin’ny kianja anatin’ny lapa i Isaià, dia nisy tenin’ny TOMPO taminy nandidy azy


Tamin’ny alina iny ihany dia nisy tenin’Andriamanitra tamin’i Natàna nanao hoe:


Nampitondrain’ny TOMPO an’i Jeremià ireo hafatra ireo, nanomboka ny taona faha-13 nanjakan’i Jôsià, zanakalahin’i Amôna sady mpanjakan’i Joda,


«Izao no voalazan’ny TOMPO: Manamboara mahazaka sy zioga ka lanjao eny an-tsorokao.


Koa nisy baikon’ny TOMPO tamin’i Jeremià nanao hoe:


izaho Daniela dia nandinika tao amin’ireo boky masina ny hevitr’izay efa nambaran’ny Tompo tamin’i Jeremià mpaminany, dia momba ny fitopolo taona haharetan’ny faharavàn’i Jerosalema.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra