Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 28:13 - Baiboly Katolika

13 «Mandehana ianao, milazà amin’i Hananiasa hoe: Izao no lazain’i Iaveh: Jioga hazo no notapahinao, fa jioga vy kosa no nataonao hasolo azy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Mandehana ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.

Jereo ny toko dika mitovy

DIEM PROTESTANTA

13 –Ndeha lazao amin’i Hananià izao hafatry ny TOMPO izao: «Satria nopotehinao ilay zioga hazo teo, dia zioga vy no hasolonao azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 –Ndeha lazao amin’i Hananià izao hafatry ny TOMPO izao: «Satria nopotehinao ilay zioga hazo teo, dia zioga vy no hasolonao azy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Mandehana, ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Mandehana, ka lazao amin'i Hanania hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Mandehana ka lazao amin’i Hanania hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Zioga hazo no notapahinao, fa zioga vy kosa no hataonao solony.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 28:13
10 Rohy Ifampitohizana  

Koa izao àry, jioga mavesatra no nampitondrain’idada anareo: hataoko mavesabesatra kokoa ny jioganareo. Kotopia no namaizan’idada anareo, fa maingoka kosa no hamaizako anareo.»


Fa nanorotoro ny varavarana varahina izy, ary nanapatapaka ny hidy vy.


mba hamatotra ny mpanjakan’ireny amin’ny gadra, ary ny olo-malazan’ireny amin’ny gadra vy;


«Izaho handeha eo alohanao, handravona ny lalana mikitoantoana, hanorotoro ny vavahady varahina, ary hanapatapaka ny hidy vy.


Tsy naniraka azy ireo Aho, - teny marin’i Iaveh, - fa maminany lainga amin’ny Anarako izy, mba handroahako anareo, sy haharingana anareo, dia ianareo mbamin’ireo mpaminany maminany aminareo.


Izao no nolazain’i Iaveh tamiko: Manaova fatorana sy jioga ianao, ka ataovy eo ambony vozonao.


Ny jiogan’ny fahotako dia voafehy, tao an-tanany; voatambatra ho fehezany ireny, ka mitambesatra amin’ny vozoko, nataony mihozohozo ny heriko. Natolotry ny Tompo eo an-tanan’izay tsy leoko aho.


Ny hitan’ny mpaminaninao ho anao, dia fahitana mpamitaka sy foana: Tsy naneho ny helokao taminao izy, mba hamily tsy hihatra aminao ny fahababoana, fa ny nolazainy taminao ho fahitana, dia teny mandainga sy mandrebireby.


Ao Tafnesa ho maizina ny andro, raha avy izay hanapahako ao ny jiogan’i Ejipta, sy hitsaharan’ny fiavonavonan’ny heriny; ho voasaron-drahona izy, ary ho lasan-ko babo ny zanany vavy.


dia amin’ny hanoanana sy hetaheta, ary amin’ny fitanjahana sy tsy fananana na inona na inona kosa no hanompoanao ny fahavalonao, izay halefan’i Iaveh hamely anao; hanisy jioga vy ny vozonao mandra-pandringany anao Izy.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra