Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 27:4 - DIEM PROTESTANTA

4 sady asaovy ampitainy tsara amin’ny tompony avy ity hafatra ity: «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely ka hampitainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 ary asaivo lazainy amin’ny tompony avy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Izao no holazainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 sady asaovy ampitainy tsara amin’ny tompony avy ity hafatra ity: «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely ka hampitainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 Ka omeo teny hafatra ho an’ny tompony izy ireo ataovy hoe: Izao no holazainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 ary asaovy lazainy amin’ny tompony avy hoe: Izao no lazain’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no holazainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 ary asaovy lazainy amin'ny tompony avy hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Tompon'ny maro, Andriamanitry ny Isiraely: Izao no holazainareo amin'ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 ary asaivo lazainy amin’ny tompony avy hoe: Izao no lazain’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, Andriamanitry ny Israely: Izao no holazainareo amin’ny tomponareo:

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 27:4
8 Rohy Ifampitohizana  

Taorian’izany dia nankany amin’ny Farao i Mosesy sy i Aharôna ka niteny taminy hoe: –Izao no nambaran’ny TOMPO, Andriamanitr’i Israely: «Alefaso ny vahoakako mba hanao fety any an-taniefitra ho fanajana Ahy.»


Fa ny TOMPO kosa no tena Andriamanitra, Andriamanitra velona sy Mpanjaka mandrakizay. Rehefa tezitra Izy, dia mihorohoro ny tany; ary ny firenena dia tsy mahatanty ny fahavinirany.


Fa tsy mitovy amin’ireo ny Tompo, ilay Anjaran’i Jakôba, satria Izy no mpamorona ny zava-drehetra; ary ny vahoaka Israely dia fananany. Ilay TOMPOn’izao rehetra izao no anarany.


Nanafatra ahy ny Tompo hilaza amin’izy rehetra hoe: «Izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao, Andriamanitr’i Israely: Misotroa ianareo ka mimamoa sy mandoava ary mianjerà amin’ny tany mihitsy; ka tsy ho tafarina intsony ianareo noho ny fandringanana izay halefako eo anivonareo.»


Avy eo dia alefaso any amin’ny mpanjakan’i Edôma sy ny mpanjakan’i Môaba ary ny mpanjakan’ny Hamônita mbamin’ny mpanjakan’i Tiro sy ny mpanjakan’i Tsidôna ireny. Ampitondray ireo masoivohony tonga eto Jerosalema mba hihaona amin’i Tsedekià mpanjakan’i Joda ireny zioga ireny;


Izaho no nanao ny tany sy ny olona ary ny biby eny ambonin’ny tany tamin-kery lehibe sy tamim-pahefana tsy hay tohaina, ka manome azy ho an’izay tiako.


Sady nampian’i Jeremià hoe: –Izao manko no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: «Zioga vy no apetrako eny an-tsoroky ny firenena rehetra amin’ity faritany ity, ka hanompo an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna izy; eny, na dia ny bibidia aza dia hampanekeko azy koa.»


Fa tsy mitovy amin’ireo ny Tompo, ilay Anjaran’i Jakôba, satria Izy no mpamorona ny zava-drehetra; ary ny vahoaka Israely dia fananany. Ilay TOMPOn’izao rehetra izao no anarany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra