Jeremia 27:14 - DIEM PROTESTANTA14 Misy mpaminany mihambo milaza fa tsy hanompo ny mpanjakan’i Babilôna intsony ianareo. Maminany lainga izy, ka aza mihaino azy ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Koa aza mihaino ny tenin’ny mpaminany izay miteny aminareo hoe: Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babilona ianareo! Fa lainga no ambaran’ireo aminareo. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Misy mpaminany mihambo milaza fa tsy hanompo ny mpanjakan’i Babilôna intsony ianareo. Maminany lainga izy, ka aza mihaino azy ianareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Aza mihaino ny tenin’ny mpaminaninareo, izay manao aminareo hoe: Tsy hampanekena ny mpanjakan’i Babilôna ianareo; fa lainga no vinanìny aminareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Koa aza mihaino ny tenin’ny mpaminany izay manao aminareo hoe: Tsy hanompo ny mpanjakan’i Babylona hianareo; fa lainga no vinanin’ireo aminareo. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Koa aza mihaino ny tenin'ny mpaminany izay manao aminareo hoe: Tsy hanompo ny mpanjakan'i Babylona ianareo; fa lainga no vinanin'ireo aminareo. Jereo ny toko |