Jeremia 26:24 - DIEM PROTESTANTA24 Fa i Jeremià kosa narovan’i Ahikama zanakalahin’i Safàna ka tsy nisy sahy nanolotra azy ho eo an-tanan’ny vahoaka mba hovonoina ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201124 Fa i Ahikama, zanak’i Safana, dia niaro an’i Jeremia mba tsy hanolorana azy hovonoina teo an-tanan’ny vahoaka. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara24 Fa i Jeremià kosa narovan’i Ahikama zanakalahin’i Safàna ka tsy nisy sahy nanolotra azy ho eo an-tanan’ny vahoaka mba hovonoina ho faty. Jereo ny tokoBaiboly Katolika24 Fa ny tanan’i Ahikama zanak’i Safàna kosa dia nanohana an’i Jeremia. Ka tsy natolotry ny vahoaka hovonoin-ko faty izy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy24 Nefa ny tànan’i Ahikama, zanak’i Safana, dia nomba an’i Jeremia mba tsy hanolorana azy ho eo an-tànan’ny vahoaka hovonoiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible24 Nefa ny tànan'i Ahikama, zanak'i Safana, dia nomba an'i Jeremia mba tsy hanolorana azy ho eo an-tànan'ny vahoaka hovonoiny. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache24 Fa i Ahikama, zanak’i Safana, dia niaro an’i Jeremia mba tsy hanolorana azy hovonoina teo an-tanan’ny vahoaka. Jereo ny toko |
Koa teo imason’ny olona rehetra vory tao an-tranon’ny TOMPO no namakian’i Baròka mafy ny hafatr’i Jeremià voasoratra tao amin’ny horonan-taratasy. Teo amin’ny efitrano natokana ho an’i Gemarià, zanakalahin’i Safàna izay mpitantsora-panjakana taloha, no nakany toerana fa io efitra io dia teo an-kianja ambony, akaikin’ny vavahady vaovao amin’ny tranon’ny TOMPO.
dia nidina tao an-dapan’ny mpanjaka ary tonga amin’ny biraon’ny mpitantsora-panjakana. Nivory tao avokoa ny mpitondra fanjakana ambony: i Elisamà mpitantsora-panjakana, i Delaià zanakalahin’i Semahià, i Elnatàna zanakalahin’i Hakbôra, i Gemarià zanakalahin’i Safàna, i Tsedekià zanakalahin’i Hananià sy ireo mpitondra fanjakana hafa rehetra.