Jeremia 26:22 - DIEM PROTESTANTA22 Fa i Jôiakima mpanjaka naniraka an’i Elnatàna zanakalahin’i Akbôra mbamin’ny lehilahy vitsivitsy hankany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201122 nefa nandefa iraka nankany Ejipta i Joiakima mpanjaka, dia i Elnatana, zanak’i Akbora, mbamin’ny olona sasany nanaraka azy hankany Ejipta. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara22 Fa i Jôiakima mpanjaka naniraka an’i Elnatàna zanakalahin’i Akbôra mbamin’ny lehilahy vitsivitsy hankany Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Katolika22 Fa naniraka olona ho any Ejipta i Jôakima mpanjaka, dia i Elnatàna zanak’i Akobôra, ary olon-kafa koa niaraka taminy, ho any Ejipta. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy22 ary Joiakima mpanjaka naniraka olona nankany Egypta, dia Elnatana, zanak’i Akbora, mbamin’ny olona sasany nanaraka azy hankany Egypta. Jereo ny tokoMalagasy Bible22 ary Joiakima mpanjaka naniraka olona nankany Egypta, dia Elnatana, zanak'i Akbora, mbamin'ny olona sasany nanaraka ny hankany Egypta. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache22 nefa nandefa iraka nankany Ejipta i Joiakima mpanjaka, dia i Elnatana, zanak’i Akbora, mbamin’ny olona sasany nanaraka azy hankany Ejipta. Jereo ny toko |
Dia lasa nankany amin’i Holdà mpaminanivavy i Hilkià mpisorona sy i Ahikama mbamin’i Hakbôra sy i Safàna ary i Hasaià. I Holdà, izay nonina tao Antanambaon’i Jerosalema, dia vadin’i Saloma zanakalahin’i Tikvà sy zafikelin’i Harahasa sady mpitahiry ny fanamiana masina tao an-tempoly. Koa rehefa niresaka tamin-dravehivavy ry i Hilkià,
dia nidina tao an-dapan’ny mpanjaka ary tonga amin’ny biraon’ny mpitantsora-panjakana. Nivory tao avokoa ny mpitondra fanjakana ambony: i Elisamà mpitantsora-panjakana, i Delaià zanakalahin’i Semahià, i Elnatàna zanakalahin’i Hakbôra, i Gemarià zanakalahin’i Safàna, i Tsedekià zanakalahin’i Hananià sy ireo mpitondra fanjakana hafa rehetra.