Jeremia 26:19 - DIEM PROTESTANTA19 Moa nampamono azy ho faty va i Hezekià mpanjaka sy ny vahoaka rehetra tao Joda? Tsia, fa nanaja ny TOMPO izy ary niezaka hampitony azy. Koa tsy nampiharin’ny TOMPO ilay loza efa nolazainy hamelezana azy. Fa isika kosa hampidi-doza lehibe ho an’ny tenantsika, raha manameloka ho faty io lehilahy io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Moa namono azy va i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra NY TOMPO va izy ka nifona tamin’NY TOMPO, dia nanenenan’NY TOMPO ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampiditra loza lehibe amin’ny tenantsika. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Moa nampamono azy ho faty va i Hezekià mpanjaka sy ny vahoaka rehetra tao Joda? Tsia, fa nanaja ny TOMPO izy ary niezaka hampitony azy. Koa tsy nampiharin’ny TOMPO ilay loza efa nolazainy hamelezana azy. Fa isika kosa hampidi-doza lehibe ho an’ny tenantsika, raha manameloka ho faty io lehilahy io. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Ka moa namono azy va i Ezekiasa sy i Jodà rehetra? Tsy natahotra an’i Iaveh ahay va izy ireo? Tsy nifona tamin’i Iaveh va izy? Dia nanenenan’i Iaveh ny loza nolazainy hamelezana azy ireo, hampidi-doza amin’ny fanahintsika? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an’i Jehovah va izy ka nifona tamin’i Jehovah, ka dia nanenenan’i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin’ny tenantsika. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Moa namono azy va Hezekia, mpanjakan'ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra an'i Jehovah va izy ka nifona tamin'i Jehovah, ka dia nanenenan'i Jehovah ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampidi-doza lehibe amin'ny tenantsika. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Moa namono azy va i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, sy ny Joda rehetra? Tsy natahotra NY TOMPO va izy ka nifona tamin’NY TOMPO, dia nanenenan’NY TOMPO ny loza izay efa nolazainy hamelezany azy? Fa isika kosa izao dia mila hampiditra loza lehibe amin’ny tenantsika. Jereo ny toko |
–Ndeha anontanio ny TOMPO ho ahy sy ho an’ny olona sisa tavela eto Israely sy Joda ny amin’ny teny raketin’io boky vao hita io. Ireo razantsika manko tsy nitandrina ny tenin’ny TOMPO sady tsy nanao araka izay rehetra voasoratra anatin’io boky io, hany ka mafy ny fahatezerana atosakin’ny TOMPO amintsika.
Dia notohizan’i Jeremià hoe: «Ary ankehitriny dia izao no lazain’ny TOMPOn’izao rehetra izao sady Andriamanitr’i Israely: ‹Ahoana no dia anaovanareo ratsy lehibe hahavoa ny tenanareo? Moa tianareo haringana avokoa angaha ny vahoakan’i Joda mba tsy hisy sisa tavela na lehilahy na vehivavy na tanora na zaza madinika?