Jeremia 22:19 - DIEM PROTESTANTA19 Halevina toy ny fandevina boriky izy; ka ny fatiny hotaritarihina sy hariana any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Halevina toy ny fandevina boriky izy ka hotaritarihina sy hariana any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 Halevina toy ny fandevina boriky izy; ka ny fatiny hotaritarihina sy hariana any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Halevina toy ny fandevina ampondra izy hotaritarihina sy hariana any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Halevina toy ny fandevina boriky izy, Ka hotaritarihina sy hariana any ivelan’ny vavahadin’i Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Halevina toy ny fandevina boriky izy, ka hotaritarihina sy hariana any ivelan'ny vavahadin'i Jerosalema. Jereo ny toko |
ka avela hiparitaka eo anatrehan’ny masoandro sy ny volana ary ny andian-kintana eny amin’ny lanitra izay notiavin’ireny olona ireny ka nivavahany sy niraiketany, ary nanontaniany hilan-kevitra sy niankohofany. Tsy hangonina na halevina intsony ireo taolana ireo fa ho tonga zezika eny ambonin’ny tany.