Jeremia 20:3 - DIEM PROTESTANTA3 Nony ampitso vao novahan’i Pasehora, teo amin’ny tsatòka i Jeremià. Ary hoy i Jeremià taminy: –Tsy i Pasehora intsony no anarana hiantsoan’ny TOMPO anao fa Magôra-Misabiba, izany hoe «Fihorohoroana hatraiza hatraiza». Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20113 Nony ampitso dia nesorin’i Pasora tamin’ny boloky hazo i Jeremia. Dia hoy i Jeremia taminy: Tsy nataon’NY TOMPO hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-Misabiba. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara3 Nony ampitso vao novahan’i Pasehora, teo amin’ny tsatòka i Jeremià. Ary hoy i Jeremià taminy: –Tsy i Pasehora intsony no anarana hiantsoan’ny TOMPO anao fa Magôra-Misabiba, izany hoe «Fihorohoroana hatraiza hatraiza». Jereo ny tokoBaiboly Katolika3 Ny ampitso dia nasain’i Fasora notsoahana amin’ny boloky hazo i Jeremia, ka hoy i Jeremia taminy: «Tsy i Fasora intsony no iantsoan’i Iaveh anao, fa i Magôra-Misabiba.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy3 Ary nony ampitso, dia nesorin’i Pasora tamin’ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon’i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba. Jereo ny tokoMalagasy Bible3 Ary nony ampitso, dia nesorin'i Pasora tamin'ny boloky hazo Jeremia. Dia hoy Jeremia taminy: Tsy nataon'i Jehovah hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-misabiba. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache3 Nony ampitso dia nesorin’i Pasora tamin’ny boloky hazo i Jeremia. Dia hoy i Jeremia taminy: Tsy nataon’NY TOMPO hoe Pasora ny anaranao, fa Magora-Misabiba. Jereo ny toko |
Reko ny besinimaro miteny ratsy ahy ka manome anaram-bosotra hoe: «Fihorohoroana hatraiza hatraiza.» «Torio izy», hoy ny sasany; «Eny, hotorintsika izy», hoy ny hafa. Ireo sakaiza tiako indrindra aza dia miandry kendry tohina hahavoa ahy: «Izay angamba no hahavoafitaka azy sy haharesentsika azy, hoy ireo, ka hisamborantsika azy hanaovana valifaty
«Ny heriko no hamely ny mpaminany izay milaza fahitana manodoka sy fanambaràna mamitaka. Tsy hanana anjara toerana ao amin’ny filankevitry ny vahoakako izy sady tsy ho voasoratra ao amin’ny lisitry ny vahoaka israelita ka tsy hiverina any amin’ny taniny. Amin’izay dia hoekeny fa Izaho no Tompo ANDRIANANAHARY.