Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 20:13 - DIEM PROTESTANTA

13 Mihirà ho an’ny TOMPO; eny, ankalazao ny TOMPO, satria Izy no nanafaka ny malahelo teo an-tanan’ny olon-dratsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

13 Mihirà ho an’NY TOMPO, miderà NY TOMPO; fa mamonjy ny mahantra amin’ny tanan’ny mpanao ratsy Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

13 Mihirà ho an’ny TOMPO; eny, ankalazao ny TOMPO, satria Izy no nanafaka ny malahelo teo an-tanan’ny olon-dratsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

13 Mihirà ho an’i Iaveh, miderà an’i Iaveh, fa manafaka ny fanahin’ny ory, amin’ny tanan’ny ratsy fanahy Izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

13 Mihirà ho an’i Jehovah, Miderà an’i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin’ny malahelo tamin’ny tànan’ny mpanao ratsy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

13 Mihirà ho an'i Jehovah, miderà an'i Jehovah; Fa Izy namonjy ny fanahin'ny malahelo tamin'ny tanan'ny mpanao ratsy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

13 Mihirà ho an’NY TOMPO, miderà NY TOMPO; fa mamonjy ny mahantra amin’ny tanan’ny mpanao ratsy Izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 20:13
9 Rohy Ifampitohizana  

Mijere Azy ianareo, dia aoka ho mirana; ny tavanareo tsy ho safo-kenatra intsony.


Hahita ny famonjena ahy ny ory ka ho faly. Ry mpitady an’Andriamanitra, ho ela velona anie ianareo!


Homeny rariny sy hovonjeny anie ny malahelo sy ny mahantra amin’ny vahoaka, fa ny mpamoritra kosa hopotehiny!


Fa Ianao tokoa no fiarovana mafy ho an’ny osa; eny, fiarovana mafy ho an’ny malahelo Ianao amin’ny andro mampahory azy ireny. Fialofana amin’ny orana Ianao sady alokaloka amin’ny hainandro, satria ny fisafoaky ny mpanjakazaka dia toy ny oram-batravatra hamely tamboho


Eo an-tanan’olon-dratsy ianao no hafahako ary eo an-tanan’ny mpampahory no havotako.


Manaova horakora-pifaliana ho an’i Israely; mihobia an’Ilay filohan’ireo firenena, ataovy antso avo ny dera ka lazao hoe: «Ny TOMPO mamonjy ny vahoakany, dia ny sisa velona amin’i Israely!» Satria izao no lazain’ny TOMPO:


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra