Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 18:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia nidina tao an-tranon’ny mpanefy tanimanga aho, ka indro izy nanao ny asany teo ambony kodia fanodinana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Dia nidina tany amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga aho ary indro, teo am-panaovana ny asany teo amin’ny milina fanodinana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia nidina tao an-tranon’ny mpanefy tanimanga aho, ka indro izy nanao ny asany teo ambony kodia fanodinana.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia nidina ho any an-tranon’ny mpanefy tanimanga aho; ka indro izy nanao ny taozavany teo amin’ny ankodina fiasàny.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Dia nidina tany amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga aho, ary, indro, nanao ny asany teo amin’ny ankodina fanaovana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Dia nidina tany amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga aho, ary, indro, nanao ny asany teo amin'ny ankodina fanaovana izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Dia nidina tany amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga aho ary indro, teo am-panaovana ny asany teo amin’ny milina fanodinana izy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 18:3
5 Rohy Ifampitohizana  

–Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko.


Ary raha simba ny vilany ataony fa mety hitranga amin’ny tanimanga eo an-tanan’ny mpanefy ihany izany, dia anaovany vilany hafa indray iny araka izay tiany hanaovana azy.


Nefa niainga handositra ho any Tarsîsy hanalavitra ny TOMPO i Jônà. Nankany Jafao izy ka nahita sambo vonona ho any Tarsîsy. Naloany ny saran-dalana, dia niondrana niaraka tamin’ny tantsambo rehetra izy ary nihevitra ny hanalavitra ny TOMPO.


Ianareo no sakaizako, raha manatanteraka izay andidiako anareo:


Ary amin’izany, ry Agripà mpanjaka, tsy notoheriko ny fahitana avy tany an-danitra.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra