Jeremia 18:2 - DIEM PROTESTANTA2 –Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Mitsangàna ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga; any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 –Mitsangàna, ary midîna any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, fa any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 «Mitsangàna ianao, ka midìna ho any an-tranon’ny mpanefy tanimanga, ary any Aho hampandre anao ny Teniko.» Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Mitsangàna, ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga, ary any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Mitsangàna, ka midina ho any amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga, ary any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Mitsangàna ka midìna ho any amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga; any no hampandrenesako anao ny teniko. Jereo ny toko |