Jeremia 18:19 - DIEM PROTESTANTA19 TOMPO ô, hevero tsara ny amiko ary henoy ny tenin’ireo miampanga ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Mihainoa ahy, TOMPO ô; ary mihainoa ny tenin’izay miady amiko. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 TOMPO ô, hevero tsara ny amiko ary henoy ny tenin’ireo miampanga ahy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika19 Atongilano amiko, ny sofinao, ry Iaveh, ary henoy ny feon’ireo mandrafy ahy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Mihainoa ahy, Jehovah ô; Ary mihainoa ny tenin’izay miady amiko Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Mihainoa ahy, Jehovah ô; Ary mihainoa ny tenin'izay miady amiko Jereo ny toko |
Dia hoy ny olona hoe: «Andeha isika hanao tetika hamelezana an’i Jeremià, fa tsy ho foana akory ny mpisorona hanome fampianarana, na ny olon-kendry hanolo-tsaina na ny mpaminany hampita ny tenin’Andriamanitra. Andeha hasiantsika amin’ny fanalam-baràka izy, ka tsy horaharahaintsika akory izay lazainy.»