Jeremia 18:19 - Baiboly Katolika19 Atongilano amiko, ny sofinao, ry Iaveh, ary henoy ny feon’ireo mandrafy ahy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201119 Mihainoa ahy, TOMPO ô; ary mihainoa ny tenin’izay miady amiko. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA19 TOMPO ô, hevero tsara ny amiko ary henoy ny tenin’ireo miampanga ahy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara19 TOMPO ô, hevero tsara ny amiko ary henoy ny tenin’ireo miampanga ahy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy19 Mihainoa ahy, Jehovah ô; Ary mihainoa ny tenin’izay miady amiko Jereo ny tokoMalagasy Bible19 Mihainoa ahy, Jehovah ô; Ary mihainoa ny tenin'izay miady amiko Jereo ny tokoLa Bible en Malgache19 Mihainoa ahy, TOMPO ô; ary mihainoa ny tenin’izay miady amiko. Jereo ny toko |