Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 16:8 - DIEM PROTESTANTA

8 «Aza miditra ao amin’ny trano misy fanasana koa ianao, na mipetraka hihinana sy hisotro miaraka amin’izay nasaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

8 Ary aza miditra ao amin’ny trano misy fanasana koa ianao, hiara-mitoetra aminy hihinana sy hisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

8 «Aza miditra ao amin’ny trano misy fanasana koa ianao, na mipetraka hihinana sy hisotro miaraka amin’izay nasaina.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

8 Aza mankeny amin’ny trano fanasana ianao, mba hiara-mipetraka aminy, hihinana sy hisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

8 Ary aza miditra ao amin’ny trano misy fanasana koa hianao, Hiara-mitoetra aminy hihinana sy hisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

8 Ary aza miditra ao amin'ny trano misy fanasana koa ianao, hiara-mitoetra aminy hihinana sy hisotro.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

8 Ary aza miditra ao amin’ny trano misy fanasana koa ianao, hiara-mitoetra aminy hihinana sy hisotro.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 16:8
9 Rohy Ifampitohizana  

Tsy niray tsikombakomba tamin’ny mpisoloky aho na niara-dia tamin’ny mpihatsaravelatsihy;


Tsy nipetraka hamalifaly ny tenako teo amin’ny fivorian’ny mpikorana aho, fa noteren’ny herinao hitoetra irery satria nofenoinao ny fahatezeranao.


Fa tamin’ireo andro nialoha ny safodrano dia nihinana sy nisotro ary nampaka-bady na nampakarina ny olona, mandra-pigadon’ny andro nidiran’i Noà tao amin’ny sambofiara,


Fa izao kosa no voasoratro: aoka ianareo tsy hifanerasera amin’olona mitonon-tena ho kristianina nefa mpijangajanga, na mpitia harena, na mpanompo sampy, na mpanendrikendrika, na mpidoroka, na mpanao an-keriny; aoka ianareo tsy hiara-misakafo amin’ny kristianina toy izany.


Aza miombona amin’ny asa tsy mahavoka-tsoa ataon’ireo olona ao anatin’ny haizina, fa aleo aseho ny tena toetr’ireny asa ireny;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra