Jeremia 16:16 - DIEM PROTESTANTA16 Hoy ny teny hentitry ny TOMPO: «Haniraka mpanarato maro Aho mba hanarato azy; avy eo dia haniraka mpihaza betsaka koa Aho mba hihaza azy eny amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ary hatrany an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201116 Indro, haniraka mpanarato maro Aho, hoy NY TOMPO, izay hanarato azy; ary rehefa afaka izany dia haniraka mpihaza maro Aho, izay hihaza azy any amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ary any an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara16 Hoy ny teny hentitry ny TOMPO: «Haniraka mpanarato maro Aho mba hanarato azy; avy eo dia haniraka mpihaza betsaka koa Aho mba hihaza azy eny amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ary hatrany an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoBaiboly Katolika16 Indro aho miantso mpanarato an-kamaroany, - teny marin’i Iaveh, - ka hanarato azy ireo izy. Manaraka izany, hiantso mpihaza ankamaroany Aho, ka hihaza azy hiala any an-tendrombohitra rehetra ary eny an-tsefatsefaky ny harambato eny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy16 Indro, Izaho haniraka mpamovo maro, hoy Jehovah, Izay hamovo azy; Ary rehefa afaka izany, dia haniraka mpihaza maro Aho, Izay hihaza azy Any amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra Ary any an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoMalagasy Bible16 Indro, Izaho haniraka mpamono maro, hoy Jehovah, Izay hamono azy; Ary rehefa afaka izany, dia haniraka mpihaza maro Aho, Izay hihaza azy any amin'ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ary any an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache16 Indro, haniraka mpanarato maro Aho, hoy NY TOMPO, izay hanarato azy; ary rehefa afaka izany dia haniraka mpihaza maro Aho, izay hihaza azy any amin’ny tendrombohitra sy ny havoana rehetra ary any an-tsefatsefaky ny harambato. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.