Jeremia 15:5 - DIEM PROTESTANTA5 Iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Iza no hitsetra anao? Iza no hisahirana hanantsafa anao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Iza no hitsapa alahelo anao? Iza no hivily hanantsafa anao? Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Iza no hitsetra anao? Iza no hisahirana hanantsafa anao? Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Iza àry no hiantra anao, ry Jerosalema? Zovy no higogogogo noho ny manjò anao? Zovy no hivily lalana, hanontany ny amin’ny toetranao? Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Fa iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Ary iza no hitsapa alahelo anao? Ary iza no hivily hanantsafa anao? Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Fa iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Ary iza no hitsapa alahelo anao? Ary iza no hivily hanantsafa anao? Jereo ny tokoLa Bible en Malgache5 Iza no hangoraka anao, ry Jerosalema? Iza no hitsapa alahelo anao? Iza no hivily hanantsafa anao? Jereo ny toko |
Aorian’izany, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO, dia hatolotro eo an-tanan’ny mpanjakan’i Babilôna i Tsedekià mpanjakan’i Joda sy ny manamboninahiny ary ny mponina tato an-tanàna izay sisa velona tamin’ny areti-mandringana sy ny ady ary ny mosary. Eo an-tanan’ny fahavalony izay mitady hamono azy ho faty no hanolorako azy. Ka hasain’i Nebokadnetsara haripaka tsy misy antra na fangorahana na indrafo ireny.»