Jeremia 15:4 - DIEM PROTESTANTA4 hany ka hataoko mampivarahontsana izy any amin’ny fanjakana rehetra eran-tany. Noho ny amin’i Manase, zanakalahin’i Hezekià sady mpanjakan’i Joda, no nahatonga izany, dia vokatry ny ratsy nataony tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Ary ataoko ho fampangovitana ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy noho ny amin’i Manase, zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 hany ka hataoko mampivarahontsana izy any amin’ny fanjakana rehetra eran-tany. Noho ny amin’i Manase, zanakalahin’i Hezekià sady mpanjakan’i Joda, no nahatonga izany, dia vokatry ny ratsy nataony tao Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Hataoko zavatra maharikoriko halan’ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy ireo noho ny amin’i Manase, zanak’i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà, dia noho ny nataony tany Jerosalema. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Ary manolotra azy ho mpanjenjena any amin’ny fanjakana rehetra amin’ny tany Aho Noho ny amin’i Manase, zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, Dia noho izay nataony tany Jerosalema. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Ary manolotra azy ho mpanjenjena any amin'ny fanjakana rehetra amin'ny tany Aho noho ny amin'i Manase, zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Ary ataoko ho fampangovitana ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy noho ny amin’i Manase, zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema. Jereo ny toko |
Hoenjehiko amin’ny ady sy ny mosary ary ny areti-mandringana izy, ka ho raiki-tahotra ny fanjakana rehetra ambonin’ny tany raha mahita azy. Any amin’ny firenen-kafa rehetra izay hampielezako azy, dia horaisina ho ohatra izy hoenti-manozona sy hoenti-milaza zava-mahatahotra sy mampihoron-koditra na mahamenatra;
Dia hoy ihany i Jeremià hoe: «Noho izany dia izao no lazain’ny TOMPO: Samy tokony ho nanambara fanafahana ho an’ny mpanompony avy ianareo, dia ho an’ny namany sady mpiray firenena aminy; nefa tsy nankatò Ahy ianareo. Koa Izaho TOMPO mihitsy no manambara sy miteny hentitra aminareo fa halefako hamely anareo ny ady sy ny areti-mandringana ary ny mosary; hany ka hataoko mampivarahontsana ianareo any amin’ny fanjakana rehetra eran-tany.