Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 14:1 - DIEM PROTESTANTA

1 Tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià noho ny hain-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

1 Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia noho ny hain-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

1 Tenin’ny TOMPO tamin’i Jeremià noho ny hain-tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

1 Tenin’i Iaveh tonga tamin’i Jeremia, ny amin’ny fahamainan’ny tany.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

1 NY tenin’i Jehovah izay tonga tamin’i Jeremia ny amin’ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

1 Ny tenin'i Jehovah izay tonga tamin'i Jeremia ny amin'ny mosary.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

1 Ny tenin’NY TOMPO izay tonga tamin’i Jeremia noho ny hain-tany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 14:1
4 Rohy Ifampitohizana  

Hataoko tany lava volo ilay voaloboko ka tsy hisy hanety sy hiava azy intsony, fa tsilo sy songosongo no hitsiry eo; ary horarako mafy ny rahona tsy handatsaka ranonorana aminy.»


Ho tahaka ny hazo ambolena eo amoron-drano izy ka misandraha-paka eo akaikin’ny renirano. Tsy misy atahorany na avy aza ny hafanana, ary maitso hatrany ny raviny; Na dia amin’ny taonan’ny hain-tany aza, tsy manahy izy fa mamokatra hatrany.


Koa nosakanako tsy ho avy aminao ny oram-be sady tsy nisy koa ny oran-dohataona. Nefa nikiry hijangajanga ihany ianao fa tsy nety niaiky ny fahadisoanao.


Ny helokareo no nanakorontana izany firindrana izany, ny fahadisoanareo no nisakana ny soa ho anareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra