Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 13:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Dia nankany Farà aho ary nafeniko tany ilay fehikibo araka izay nandidian’ny TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia nandeha aho ary nafeniko tao amoron’ny ony Eofrata izany, araka ny nandidian’NY TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia nankany Farà aho ary nafeniko tany ilay fehikibo araka izay nandidian’ny TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Dia nandeha aho, ka nafeniko tao amoron’i Eofrata izy, araka ny nandidian’i Iaveh ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ka dia nandeha aho, ary nafeniko tao amoron’i Eofrata izy, araka ny nandidian’i Jehovah ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ka dia nandeha aho, ary nafeniko tao amoron'i Eofrata izy, araka ny nandidian'i Jehovah ahy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

5 Dia nandeha aho ary nafeniko tao amoron’ny ony Eofrata izany, araka ny nandidian’NY TOMPO ahy.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 13:5
10 Rohy Ifampitohizana  

Notanterahin’i Mosesy an-tsakany sy an-davany ny baiko rehetra nomen’ny TOMPO,


Nony afaka andro maro dia hoy ny TOMPO tamiko: «Mankanesa indray any Farà ianao ary alao ilay fehikibo nasaiko nafeninao tany.»


Dia nilaza ny hafatra araka izay nandidian’ny Tompo ahy aho. Fa raha mbola nampita ilay hafatra aho, dia nisy feon-javatra nifanaretsaka: nihetsiketsika sady nifanatonkatona ny taolana, samy nanatona ny taolana namany avy.


Aoka hiaritra fijaliana miaraka amiko ianao, toy ny miaramila tsaran’i Kristy Jesoa.


Finoana no naneken’i Abrahama fony izy nantsoin’Andriamanitra hiainga ho any amin’ny tany izay horaisiny ho lova; ka nandao ny tany nahabe izy, nefa tsy fantany izay halehany.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra