Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 13:4 - DIEM PROTESTANTA

4 «Ento ny fehikibo izay novidinao ka afehinao ny kibonao, ary mankanesa any Farà ka afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato any izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

4 Ento ny fehikibo izay novidinao, dia ilay amehezanao ny kibonao, ka mitsangàna, mankanesa any ony amin’ny Eofrata ary afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato izany.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

4 «Ento ny fehikibo izay novidinao ka afehinao ny kibonao, ary mankanesa any Farà ka afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato any izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

4 «Ento ilay fehikibo novidinao, izay efa eo amin’ny tehezanao; ka mitsangàna, mandehana mankany Eofrata, afeno any, ao an-tsefatsefaky ny vatolampy izy.»

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

4 Ento ny fehin-kibo izay novidinao, dia ilay ifehezanao ny kibonao, ka mitsangàna, mankanesa any Eofrata, ary afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato izy.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

4 Ento ny fehin-kibo izay novidinao, dia ilay ifehezanao ny kibonao, ka mitsangana, mankanesa any Eofrata, ary afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato izy.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

4 Ento ny fehikibo izay novidinao, dia ilay amehezanao ny kibonao, ka mitsangàna, mankanesa any ony amin’ny Eofrata ary afeno ao an-tsefatsefaky ny harambato izany.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 13:4
5 Rohy Ifampitohizana  

Teo amoron’ny onin’i Babilôna no nipetraka izahay ka nitomany mafy nahatsiaro an’i Tsiôna!


Ary nisy tenin’ny TOMPO fanindroany nanao tamiko hoe:


–Aoka ianareo hanaintaina sy hitaraindraina toy ny vehivavy miteraka, ry mponina ao Tsiôna! Satria ankehitriny dia hivoaka ny tanàna ianareo ka hitoby any an-tsaha ary handeha hatrany Babilôna. Any no hanafahana anareo; any no hanavotan’ny TOMPO anareo avy eo am-pelatanan’ny fahavalonareo.


Akanjo volon-drameva ary fehikibo hoditra no fanaovan’i Jôhany; valala sy tantely remby no sakafony.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra