Jeremia 12:11 - DIEM PROTESTANTA11 dia taniefitra lao mahonena ahy. Lao sy rava ny tany manontolo, kanefa tsy misy olona mitsetra azy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201111 Nataony lao izany, eny, lao izy ka nitomany teo anatrehako; nataony lao avokoa ny tany rehetra satria tsy nisy nandatsaka am-po. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara11 dia taniefitra lao mahonena ahy. Lao sy rava ny tany manontolo, kanefa tsy misy olona mitsetra azy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika11 Nataony rava izany, ka indro fa lao dia misaona eo anatrehako; simba avokoa ny tany, satria tsy misy mandatsaka izany am-po. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy11 Nataony lao izany, eny, lao izy ka mitomany amiko; Nataony lao avokoa ny tany rehetra, Satria tsy nisy nandatsaka am-po. Jereo ny tokoMalagasy Bible11 Nataony lao izany, eny, lao izy ka mitomany amiko; Nataony lao avokoa ny tany rehetra, satria tsy nisy nandatsaka am-po. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache11 Nataony lao izany, eny, lao izy ka nitomany teo anatrehako; nataony lao avokoa ny tany rehetra satria tsy nisy nandatsaka am-po. Jereo ny toko |
Noho ny amin’ny tendrombohitra no hitomaniako sy hitarainako, ary noho ny amin’ny kijana any an-taniefitra no hanaovako hira fisaonana, satria voadoro avokoa izy rehetra ka tsy andalovan’olona intsony. Tsy re any intsony ny fitrenan’ny andian’omby; ary samy lasa nandositra avokoa ny voro-manidina sy ny bibidia.