Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Jeremia 11:9 - DIEM PROTESTANTA

9 Ary hoy koa ny TOMPO tamiko: –Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 Ary hoy koa ny TOMPO tamiko: –Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 Hoy i Iaveh tamiko: «Nisy firaisan-tetika hikomy tao amin’ny olon’i Jodà, sy amin’ny mponin’i Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda Sy amin’ny mponina any Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

9 Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.

Jereo ny toko dika mitovy




Jeremia 11:9
13 Rohy Ifampitohizana  

maminany lainga ny mpaminany, mitady ny tombontsoany ny mpisorona, ary ny vahoakako mankasitraka izany. Koa rehefa tonga ny farany, inona kosa no hataonareo?


Izy rehetra, na ny kely na ny lehibe, dia samy mitady tombontsoa avokoa. Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mpamitaka avokoa.


Ary noho izany, hoy ny Tompo, dia homeko ny hafa ny vadiny ary ny sahany ho an’izay maka azy. Satria izy rehetra na ny kely na ny lehibe dia samy mitady tombontsoa avokoa. Na ny mpaminany na ny mpisorona dia samy mpamitaka avokoa.


Tahaka ny jiolahy manotrika no ataon’ny andia-mpisorona ka amonoany olona ho faty eny an-dalana mankany Sekema; zava-mahatsiravina afitsony!


Ny mpitondra azy mitsara mba hahazoana tsolotra; ny mpisorony mampianatra ny lalàna mba hahazoana karama; ary ny mpaminaniny manambara ny ho avy mba hahazoana vola. Kanefa dia mbola miankina amin’ny TOMPO ihany ireo ka miteny hoe: «Tsy eto anivontsika ve ny TOMPO? Tsia, tsy hisy loza hanjo antsika.»


ka nanao taminy hoe: –Homenareo hoatrinona aho hanolorako anareo an’i Jesoa? Dia nanisa sekela volafotsy telopolo homena an’i Jodasy ry zareo.


Hatramin’io andro io dia tapa-kevitra ny hamono an’i Jesoa ry zareo.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra