Jeremia 1:14 - DIEM PROTESTANTA14 Ary hoy ny TOMPO nanazava tamiko: –Avy any avaratra tokoa no hipoitra ny loza hamelezana ny mponina rehetra eto amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201114 Dia hoy NY TOMPO tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin’ny tany. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara14 Ary hoy ny TOMPO nanazava tamiko: –Avy any avaratra tokoa no hipoitra ny loza hamelezana ny mponina rehetra eto amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Katolika14 Ka hoy i Iaveh tamiko: «Avy any avaratra no hiroatan’ny loza hanjò ny mponina rehetra amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy14 Dia hoy Jehovah tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin’ny tany. Jereo ny tokoMalagasy Bible14 Dia hoy Jehovah tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin'ny tany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache14 Dia hoy NY TOMPO tamiko: Hiroatra avy any avaratra ny loza hanjo ny mponina rehetra amin’ny tany. Jereo ny toko |
dia hampaniraka haka ireo fokom-pirenena rehetra any avaratra Aho, ary hiantso an’i Nebokadnetsara mpanjakan’i Babilôna sady mpanompoko. Hasaiko tonga izy hamely ity tany ity sy ny mponina eo ary koa hamely ireto firenena rehetra manodidina anareo ireto; samy haringako tokoa ireo ka hampahonena sy hampivarahontsana ary ho tonga oha-pandatsana mandrakizay. Teny hentitra avy amiko TOMPO izany.
Horoahiko lavitra anareo ny fahavalonareo avy any avaratra ka halefako any an-taniefitra sy karankaina; any amin’ny Ranomasina Maty no hazerako ny lohalalany, ary any amin’ny Ranomasina Mediteranea no hatsipiko ny vodilalany. Fofon-dratsy no hiakatra avy amin’ny fatin’ireo ka hanamaimbo ny rivotra. Eny, zava-dehibe toy izany no nataon’ny TOMPO taminareo.