Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 7:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Dia hoy ny TOMPO tamin’i Isaià: –Mivoaha ny trano ianao mba hitsena an’i Ahaza, dia ianao sy i Seara-Jasoba zanakao lahy, fa efa mby amin’ny lakandrano ambony izy, eo amin’izay lalana mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Ary hoy NY TOMPO tamin’Isaia: Mivoaha ianao sy i Seara-Iasoba zanakao hitsena an’i Ahaza eo amin’ny faran’ny lakandrano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba,

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Dia hoy ny TOMPO tamin’i Isaià: –Mivoaha ny trano ianao mba hitsena an’i Ahaza, dia ianao sy i Seara-Jasoba zanakao lahy, fa efa mby amin’ny lakandrano ambony izy, eo amin’izay lalana mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Dia hoy i Iaveh tamin’i Izaia: «Mivoaha ianao sy i Seara-Jasoba zanakao, hitsena an’i Akaza eo amin’ny faran’ny lakan-dranon’ny kamory ambony. amin’ny lalan’ny sahan’ny mpamotsy lamba;

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Ary hoy Jehovah tamin’Isaia: Mivoaha hianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an’i Ahaza eo amin’ny faran’ny lakan-drano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny làlambe mankamin’ny sahan’ny mpamotsy lamba,

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Ary hoy Jehovah tamin'Isaia: Mivoaha ianao sy Seara-jasoba zanakao hitsena an'i Ahaza eo amin'ny faran'ny lakan-drano amin'ny kamory ambony, eo amin'ny lalambe mankamin'ny sahan'ny mpamotsy lamba,

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Ary hoy NY TOMPO tamin’Isaia: Mivoaha ianao sy i Seara-Iasoba zanakao hitsena an’i Ahaza eo amin’ny faran’ny lakandrano amin’ny kamory ambony, eo amin’ny lalambe mankany amin’ny sahan’ny mpanasa lamba,

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 7:3
14 Rohy Ifampitohizana  

Tamin’ny taona faha-17 nanjakan’i Peka zanakalahin’i Remalià tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Ahaza zanakalahin’i Jôtama.


Ary ny mpanjakan’i Asiria izay tany Lakisy dia naniraka ny filohan-tafika sy ny lehiben’ireo manamboninahitra ary ny dekàny notronin’ny miaramila marobe hankany amin’i Hezekià mpanjaka, any Jerosalema. Raha vao tonga tany Jerosalema ireto iraka, dia nijanona takaikin’ny lakan-drano mankany amin’ny dobo ambony, teo amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny Mpanasa lamba,


Ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekià ary koa ny herimpo isan-karazany nasehony mbamin’ny nanaovany ny dobo sy ny lakan-drano hitarika rano hankao an-tanàna, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.


Nanarakaraka an’i Saloma, dia i Nehemià, zanakalahin’i Hazboko sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Bety-Tsora, no namboatra ny manda ka tafapaka tandrifin’ireo fasan’i Davida sy ny dobo izay natao ary ny trano fonenan’ny miaramila maherifo.


Koa mankanesa any aminy ianao rahampitso maraina, rehefa mivoaka hankeo amoron-drano izy. Ento eny an-tananao ilay tehina tonga bibilava, dia andraso eo amoron’i Neily izy.


Hisy sisa hiverina, eny, hisy sisa amin’ny taranak’i Jakôba hiverina amin’Andriamanitra mahfkery.


Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda.


Nanamboatra dobon-drano teo anelanelan’ny manda roa ianareo mba halehan’ny rano mihoatra avy amin’ny fitobian-drano taloha. Nefa tsy mba nojerenareo akory Ilay nanao izao toe-javatra izao; efa nanomana izao hatry ny ela Izy saingy tsy hitanareo.


Ary ny mpanjakan’i Asiria izay tao Lakisy, dia naniraka ny dekàny notronin’ny miaramila marobe hankany amin’i Hezekià mpanjaka, any Jerosalema. Nijanona takaikin’ny lakan-drano mankany amin’ny dobo ambony ilay iraka, teo amin’ny lalana mankamin’ny sahan’ny Mpanasa lamba.


Aoka ny olon-dratsy handao ny fanaony, ary ny mpanao ratsy hahafoy ny heviny. Aoka hiverina amin’ny TOMPO ireny fa hamindra fo aminy Izy. Aoka hiverina amin’Andriamanitsika ireny fa hihoa-pampana ny famelan-keloka homeny azy.


Raha misy ampahafolon-tany tsy tratry ny loza aza, dia mbola hodorana amin’ny afo ihany koa izany; saingy ho tahaka ny hazo terebinta na ny ôaka izay mamela fototra ihany na voakapa aza. Kanefa avy amin’izany fototra tavela izany no hisian’ny taranaka masina indray.


Izao no voalazan’ny TOMPO tamin’i Jeremià: –Midîna any an-dapan’ny mpanjakan’i Joda ianao ka ambarao any ity hafatra ity


Ary i Isaià mpaminany dia miantsoantso ny amin’i Israely hoe: «Na dia mifanisa amin’ny fasika eny amoron-dranomasina aza ny Israelita, dia izay hany sisa tavela tamin’izy ireo ihany no hovonjena;


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra