Isaia 6:12 - DIEM PROTESTANTA12 Eny, halefan’ny TOMPO any lavitra any ny mponina ka ho betsaka ny saha hilaozana eo amin’io tany io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary NY TOMPO hampandeha lavitra ny olona ka hihamaro ny tany lao. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Eny, halefan’ny TOMPO any lavitra any ny mponina ka ho betsaka ny saha hilaozana eo amin’io tany io. Jereo ny tokoBaiboly Katolika12 mandra-pitondràn’i Iaveh ny olona any lavitra, ka ho be ny lao amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin’ny tany; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin'ny tany; Jereo ny toko |