Isaia 6:12 - Baiboly Katolika12 mandra-pitondràn’i Iaveh ny olona any lavitra, ka ho be ny lao amin’ny tany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201112 Ary NY TOMPO hampandeha lavitra ny olona ka hihamaro ny tany lao. Jereo ny tokoDIEM PROTESTANTA12 Eny, halefan’ny TOMPO any lavitra any ny mponina ka ho betsaka ny saha hilaozana eo amin’io tany io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara12 Eny, halefan’ny TOMPO any lavitra any ny mponina ka ho betsaka ny saha hilaozana eo amin’io tany io. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy12 Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin’ny tany; Jereo ny tokoMalagasy Bible12 Ary Jehovah hampandeha lavitra ny olona, Ka ho be ny lao ao amin'ny tany; Jereo ny tokoLa Bible en Malgache12 Ary NY TOMPO hampandeha lavitra ny olona ka hihamaro ny tany lao. Jereo ny toko |