Isaia 57:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nefa ho tonga ny fandriampahalemana, ka hatory milamina eo am-pandriany avy izay mizotra amin’ny hitsiny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Miditra amin’ny fiadanana ary mandry amin’ny fandrianany izay olona mizotra amin’ny lalana mahitsy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nefa ho tonga ny fandriampahalemana, ka hatory milamina eo am-pandriany avy izay mizotra amin’ny hitsiny. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 ka miditra ho amin’ny fiadanana izy! Mandry ao amin’ny fandriany, izay nanaraka ny lala-mahitsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Miditra amin’ny fiadanana izy, Mandry amin’ny fandriany avy izy, Dia izay rehetra mizotra amin’ny hitsiny. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Miditra amin'ny fiadanana izy, mandry amin'ny fandriany avy izy, dia izay rehetra mizotra amin'ny hitsiny. Jereo ny toko |
Teo anivon’ireo maty no nanomezana fandriana ho an’ny tafika helamita manontolo izay voahodidin’ny fasany. Olona tsy voafora izy rehetra ireo sady maty an’ady. Nampihorohoro taloha teny amin’ny tanin’ny velona izy, kanjo indreo fa miampatra rakotry ny henatra miaraka amin’ireo efa tafidina any an-davaka ambany any sady voapetraka eo anivon’ireo maty.