Isaia 5:2 - DIEM PROTESTANTA2 Nasainy ny tany, nesoriny ny vato, ary voaloboka voafantina no namboleny tao. Nanao tilikambo teo afovoany izy ary koa nandavaka famiazam-boaloboka; dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy kanjo namoa voalobo-dratsy. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20112 Nasainy io ka nesoriny ny vato dia novoleny karazam-boaloboka tsara; nanao trano fiambenana teo afovoany Izy ary nandavaka famiazam-boaloboka teo. Dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy, kanjo namoa voalobo-dratsy io. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara2 Nasainy ny tany, nesoriny ny vato, ary voaloboka voafantina no namboleny tao. Nanao tilikambo teo afovoany izy ary koa nandavaka famiazam-boaloboka; dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy kanjo namoa voalobo-dratsy. Jereo ny tokoBaiboly Katolika2 Ka nasainy ny tany, noesoriny ny vato taminy; ary namboly karazam-boaloboka teo izy. Nanorona tilikambo teo afovoany izy, ary nandavaka famiazam-boaloboka koa. Nampoiziny hamoa voaloboka tsara izy, kanjo divay marikivy no vokany. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy2 Dia nasainy io, ka nesoriny ny vato, Ary novoleny karazam-boaloboka tsara, Sady nanao tilikambo teo afovoany Izy Ary nandavaka famiazam-boaloboka teo; Dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy, Kanjo namoa voalobo-dratsy. Jereo ny tokoMalagasy Bible2 Dia nasainy io, ka nesoriny ny vato, Ary novoleny karazam-boaloboka tsara, Sady nanao tilikambo teo afovoany Izy Ary nandavaka famiazam-boaloboka teo; Dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy, Kanjo namoa voalobo-dratsy. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache2 Nasainy io ka nesoriny ny vato dia novoleny karazam-boaloboka tsara; nanao trano fiambenana teo afovoany Izy ary nandavaka famiazam-boaloboka teo. Dia nanantena azy hamoa voaloboka tsara Izy, kanjo namoa voalobo-dratsy io. Jereo ny toko |
Tamin’izay koa no nahitako ny olona sasany tao Joda nanosihosy famiazam-boaloboka tamin’ny andro sabata; nisy nitaona amboaram-bary, nampitondra entana ny borikiny aza, dia divay sy voaloboka sy aviavy ary entana isan-karazany, mba hoentina any Jerosalema amin’ny andro sabata; dia nananatra azy mafy aho ny amin’izany andro ivarotany entana izany.
Ary dia fanoharana indray no nitenenan’i Jesoa tamin’ireo lohandoha-mpisorona sy mpahay lalàna ary loholona, ka hoy Izy: –Nisy lehilahy nanamboatra tanimboaloboka sy namefy azy manodidina ary nanao lavaka famiazam-bokatra sy tilikambo fiambenana, dia nampanofa azy tamina mpamboly ary lasa nankany an-tany hafa.