Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 5:3 - DIEM PROTESTANTA

3 Koa hoy ilay sakaizako hoe: «Ankehitriny, ry mponin’i Jerosalema sy ianareo olona eto Joda, mba tsaraonareo Aho sy ny voaloboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

3 Noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, miangavy anareo aho, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

3 Koa hoy ilay sakaizako hoe: «Ankehitriny, ry mponin’i Jerosalema sy ianareo olona eto Joda, mba tsaraonareo Aho sy ny voaloboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

3 Ary izao kosa, ry mponina ao Jerosalema, sy olona any Jodà, masìna ianareo, tsarao Aho, sy ny tanimboaloboko!

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

3 Koa noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, Masìna hianareo, tsarao Aho sy ny tanimboaloboko.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

3 Koa noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin'ny Joda, Masìna ianareo, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko.

Jereo ny toko dika mitovy

La Bible en Malgache

3 Noho izany, ry mponina any Jerosalema sy ry lehilahy amin’ny Joda, miangavy anareo aho, tsarao Aho sy ny tanim-boaloboko!

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 5:3
10 Rohy Ifampitohizana  

Sasao tanteraka aho ho afa-keloka ary diovy mba ho afa-pahotana.


Inona indray moa no mbola tokony hataoko amin’izany voaloboko izany ka tsy efa nataoko taminy? Nanantena azy hamoa voaloboka tsara aho ka nahoana no namoa voalobo-dratsy izy?


Maditra ianao ary tsy mety mamerina ny fonao aminy, ka dia fahatezeran’Andriamanitra no avosanao ho an’ny tenanao. Fa ho avy ny andro hampisehoan’Andriamanitra ny fahatezerany sy hitsarany an-karihary ny olombelona ara-drariny,


Sanatria! Fa tsy maintsy azo antoka Andriamanitra na dia mpandainga avokoa aza ny olona, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Hoekena ho marina Ianao raha miteny, ary handresy lahatra raha alaina am-bava!»


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra