Isaia 48:10 - DIEM PROTESTANTA10 Indro nosedraiko ianareo, nefa tsy tamin’ny afo toy ny fanao amin’ny volafotsy; fa tamin’ny memin’ny fahoriana no nandiovako anareo. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 Indro, nodioviko ianao nefa tsy toy ny volafotsy; nizaha toetra anao tao amin’ny memin’ny fahoriana Aho. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Indro nosedraiko ianareo, nefa tsy tamin’ny afo toy ny fanao amin’ny volafotsy; fa tamin’ny memin’ny fahoriana no nandiovako anareo. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 Indro fa nandrendrika anao Aho, nefa tsy nahazo volafotsy; ary nizaha toetra anao tamin’ny memin’ny fahoriana Aho. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Indro, nodioviko hianao, nefa tsy toy ny volafotsy; Efa nizaha toetra anao tao amin’ny memy fahoriana Aho. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Indro, nodioviko ianao, nefa tsy toy ny volafotsy; Efa nizaha toetra anao tao amin'ny memy fahoriana Aho. Jereo ny toko |
Fa ankehitriny dia toy izao no hamelàna ny heloka vitan’ireo taranak’i Jakôba, ary izao no ho vokatry ny famelana ny fahotany: hopotehiny toy ny vato sokay voatorotoro ny vato rehetra eo amin’ny alitara, ary tsy havelany hitsangana intsony na ny tsatokazo fanajana an’i Aserà na ny fandoroana vovo-javamanitra.