Isaia 4:4 - DIEM PROTESTANTA4 Hisy Fanahy fahamarinana sy fanadiovana hitsoka; koa rehefa voadion’ny Tompo ho afaka amin’ny lotony ireo andriambavilanitr’i Tsiôna, ary voasasan’ny Tompo ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao aminy i Jerosalema, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20114 Rehefa voasasan’ny Tompo ho afaka amin’ny fahalotoany ireo zanakavavin’i Ziona, ary voadion’ny fanahin’ny fitsarana sy ny fanahin’ny fandringanana ho afaka amin’ny ran’olona nalatsany i Jerosalema, Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara4 Hisy Fanahy fahamarinana sy fanadiovana hitsoka; koa rehefa voadion’ny Tompo ho afaka amin’ny lotony ireo andriambavilanitr’i Tsiôna, ary voasasan’ny Tompo ho afaka amin’ny ra nalatsaka tao aminy i Jerosalema, Jereo ny tokoBaiboly Katolika4 Rehefa voasasan’i Iaveh, ny loton’ny zanaka vavin’i Siôna, ka voadiony i Jerosalema amin’ny ra izay eo afovoany, amin’ny fanahin’ny fitsarana amam-panahin’ny fandringanana, Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy4 Rehefa voasasan’ny Tompo ho afaka amin’ny fahalotoany ireo zanakavavin’i Ziona, Ary rehefa voadion’ny fanahy fitsarana sy ny fanahy fandringanana Jerosalema, Ho afaka amin’ny ran’olona nalatsany. Jereo ny tokoMalagasy Bible4 Rehefa voasasan'ny Tompo ho afaka amin'ny fahalotoany ireo zanakavavin'i Ziona, Ary rehefa voadion'ny fanahy fitsarana,sy ny fanahy fandringanana Jerosalema, Ho afaka amin'ny ran'olona nalatsany. Jereo ny tokoLa Bible en Malgache4 Rehefa voasasan’ny Tompo ho afaka amin’ny fahalotoany ireo zanakavavin’i Ziona, ary voadion’ny fanahin’ny fitsarana sy ny fanahin’ny fandringanana ho afaka amin’ny ran’olona nalatsany i Jerosalema, Jereo ny toko |
Fa ankehitriny dia toy izao no hamelàna ny heloka vitan’ireo taranak’i Jakôba, ary izao no ho vokatry ny famelana ny fahotany: hopotehiny toy ny vato sokay voatorotoro ny vato rehetra eo amin’ny alitara, ary tsy havelany hitsangana intsony na ny tsatokazo fanajana an’i Aserà na ny fandoroana vovo-javamanitra.