Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera
- dokam-barotra -




Isaia 39:5 - DIEM PROTESTANTA

5 Dia hoy i Isaià tamin’i Hezekià: «Henoy ny tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

5 Dia hoy Isaia tamin’i Hezekia: Henoy ary ny tenin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao!

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

5 Dia hoy i Isaià tamin’i Hezekià: «Henoy ny tenin’ny TOMPOn’izao rehetra izao:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

5 Dia hoy i Izaia tamin’i Ezekiasa: «Henoy ny tenin’i Iavehn’ny tafika:

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

5 Ary hoy Isaia tamin’i Hezekia: Henoy ary ny tenin’i Jehovah, Tompon’ny maro:

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

5 Ary hoy Isaia tamin'i Hezekia: Henoy ny tenin'i Jehovah, Tompon'ny maro:

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 39:5
3 Rohy Ifampitohizana  

Ka hoy indray i Isaià: –Inona avy anefa no hitany tato an-dapanao? Dia hoy ny navalin’i Hezekià: –Izay rehetra ato an-dapako dia hitany avokoa. Tsy nisy zavatra nafeniko azy ny tao amin’ny fitoeran-drakitro manontolo.


Fa hoy i Samoela tamin’i Saoly: –Aoka izay, fa hambarako anao izay nolazain’ny TOMPO tamiko halina. Ary hoy izy taminy: –Ambarao àry!


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra