Isaia 22:5 - DIEM PROTESTANTA5 Satria amin’ity andro anio ity ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao no mandefa fisavoritahana sy faharesena ary fahaverezan-kevitra ho antsika.» Rava ny manda eo amin’ny lohasahan’ny fahitana ary manako hatrany an-tendrombohitra ny antso vonjy! Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 20115 Fa misy andron’ny horohoro sy fanosihosena ary fahaverezan-kevitra avy amin’NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao, ao amin’ny Lohasahan’ny Fahitana: Rava ny manda, ary manako hatrany an-tendrombohitra ny antso vonjy. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara5 Satria amin’ity andro anio ity ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao no mandefa fisavoritahana sy faharesena ary fahaverezan-kevitra ho antsika.» Rava ny manda eo amin’ny lohasahan’ny fahitana ary manako hatrany an-tendrombohitra ny antso vonjy! Jereo ny tokoBaiboly Katolika5 Fa andron’ny tabataba, fanosihosena, fahaverezan-kevitra ity, ka nalefan’ny Tompo Iavehn’ny tafika, ho any amin’ny Lohasahan’ny fahitana; ravana ny manda, misy dradradradra re eny an-tendrombohitra eny. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy5 Fa ao amin’ny Lohasahan’ny Fahitana Dia misy andron’i Jehovah, Tompon’ny maro, Andro fitabatabana sy fanosihosena sy fahaverezan-kevitra, Ary fandravana ny mànda Sy fidradradradrana manako hatrany an-tendrombohitra. Jereo ny tokoMalagasy Bible5 Fa ao amin'ny lohasahan'ny fahitana dia misy andron'i Jehovah, Tompon'ny maro, andro fitabatabana sy fanosihosena sy fahaverezan-kevitra, ary fandravana ny manda sy fidradradradrana manako hatrany an-tendrombohitra Jereo ny toko |
–Izaho irery no nanosihosy ny famiazam-boaloboka fa tsy nisy niaraka tamiko na dia iray aza ireo olona avy tamin’ny vahoakako. Nanosihosy hafa firenena tamin’ny fahatezerako Aho ary nanitsakitsaka azy tamin’ny fahavinirako; dia nipitipitika tamin’ny fitafiako ny rany ka voalotoko ny akanjoko rehetra.