Isaia 22:10 - DIEM PROTESTANTA10 Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy 201110 isainareo ny trano any Jerosalema, ary ravanareo ny trano mba hanamafisanareo ny manda. Jereo ny tokoDikateny Iombonana Eto Madagasikara10 Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda. Jereo ny tokoBaiboly Katolika10 nisainareo ny trano ao Jerosalema ary noravanareo ny trano hamboarana ny manda. Jereo ny tokoBaiboly Protestanta Malagasy10 Isainareo ny trano any Jerosalema, Ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny mànda. Jereo ny tokoMalagasy Bible10 Isainareo ny trano any Jerosalema, ka dia ravanareo ny trano ho enti-manamafy ny manda. Jereo ny toko |
Izaho TOMPO Andriamanitr’i Israely dia milaza ny amin’ireo trano eto an-tanàna sy ny lapan’ny mpanjakan’i Joda fa rava avokoa ireo. Ny amin’ny tovon-tany fanafihana sy ny ady kosa dia izao: Tsy ilaina ny hanoherana ny Babilônianina fa hahafeno faty eto an-tanàna izany noho ny olona naripaky ny fahatezerako amam-pahavinirako. Fa ny haratsiana rehetra nataon’ny mponin’i Jerosalema no nahatonga Ahy tsy niraharaha ny tanànany.