Biblia Todo Logo
Baiboly an-tserasera

- dokam-barotra -




Isaia 22:9 - DIEM PROTESTANTA

9 ary hitanareo ny banga maro amin’ny mandan’ny tanànan’i Davida. Tao amin’ny fitobian-drano ambany no namorianareo rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy 2011

9 Hitanareo fa maro ny banga amin’ny Tanànan’i Davida; mamory ny rano avy amin’ny kamory ambany ianareo;

Jereo ny toko dika mitovy

Dikateny Iombonana Eto Madagasikara

9 ary hitanareo ny banga maro amin’ny mandan’ny tanànan’i Davida. Tao amin’ny fitobian-drano ambany no namorianareo rano.

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Katolika

9 ary ny banga amin’ny tanànan’i Davida, hitanareo fa betsaka. Novorinareo ny rano amin’ny kamory ambany,

Jereo ny toko dika mitovy

Baiboly Protestanta Malagasy

9 Ary hitanareo fa banga be ihany ny Tanànan’i Davida; Ary mamory ny rano avy amin’ny kamory ambany hianareo.

Jereo ny toko dika mitovy

Malagasy Bible

9 Ary hilanareo fa banga be ihany ny tanànan'i Davida; Ary mamory ny rano avy amin'ny kamory ambany ianareo.

Jereo ny toko dika mitovy




Isaia 22:9
5 Rohy Ifampitohizana  

Ny sisa amin’ny tantaran’i Hezekià ary koa ny herimpo isan-karazany nasehony mbamin’ny nanaovany ny dobo sy ny lakan-drano hitarika rano hankao an-tanàna, dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.


I Hezekià ihany koa no nanampina ny lakan-drano ambony ao amin’ny loharanon’i Gihôna ka nampandeha azy ambanin’ny tany mba hidina mahitsy ho any andrefan’ny Tanànan’i Davida. Nambinina tamin’ny asany rehetra i Hezekià.


Nanarakaraka an’i Saloma, dia i Nehemià, zanakalahin’i Hazboko sady komandin’ny antsasaky ny faritr’i Bety-Tsora, no namboatra ny manda ka tafapaka tandrifin’ireo fasan’i Davida sy ny dobo izay natao ary ny trano fonenan’ny miaramila maherifo.


Nisainareo ny trano tao Jerosalema ka noravanareo ny sasany mba hahamora ny hiarovana ny manda.


Araho izahay:

dokam-barotra


dokam-barotra